auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 13:24:01 +03:00 committed by root
parent 271d9962df
commit 98da7410ce
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Za mitare aminareo, ze vôsoratra momba Anà de tsy maintsy tanteraka: "Izy de noraisina ôtran'ny raika am'reo
Fa Za mitare aminareo, ze vôsoratra momba Anà de tsy maintsy tanteraka: "Izy de noraisina ôtran'ny raika am'reo tsy magnara-dalàna." Fa ze nolazaina melô momba Anà de efa ho tanteraka." De nitare zareo hoe: "Tompo, jereo! Reto misy sabatra roey." Izy nitare tamin-jareo hoe: "Ampy zay."

1
22/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tafaran'ny sakafo, de nande Jesosy, ôtran'ny fanaony matetika, taigny an-tendrombohitr'Oliva, ary nagnaraka an'Azy reo mpianatra. Rafa tonga zareo, de Ozy tamin-jareo: "Mivavah