auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-23 20:11:04 +03:00 committed by root
parent 196cddc7a6
commit 888eeda12a
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana teo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antitra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, \v 37 ary nampitondra tegna nandritry ny efatra ambefolo taona. Tsisy niala ny tempoly mitsy izy fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka, magnalin'andro. \v 38 Tam'zany ora zany ndrindra de nagnatona ankeky an-jareo izy ary nagnomboka nagnome fisaorana an'Andriamanitra sy nilaza ny momba an'le zaza tamin'ôla daôly ze niandry ny fagnavotana an'i Jerosalema.
\v 36 Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana teo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antitra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, \v 37 ary nampitondra tegna nandritry ny efatra ambefolo taona. Tsisy niala ny tempoly mitsy izy fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka, magnalin'andro. \v 38 Tam'zany ora zany ndrindra de nagnatona ankeky an-jareo izy ary nagnomboka nagnome fisaorana an'Andriamanitra sy nilaza ny momba an'le zaza tamin'ôla daôly ze nandigny ny fagnavotana an'i Jerosalema.

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 \v 40 Rafa navita ny ra daôly nasaina nataony araka ny lalàn'ny Tompo zareo, de niverina taigny Galilia, aigny amin'ny tanànan-jareo aigny Nazareta. Negeda ny zaza ary nenatanjaka, nitombo fahendrena, ary ny fahasoavan'Andriamanitra de takao amin'Azy.
\v 39 Rafa navita ny ra daôly nasaina nataony araka ny lalàn'ny Tompo zareo, de niverina taigny Galilia, aigny amin'ny tanànan-jareo aigny Nazareta. \v 40 Negeda ny zaza ary nenatanjaka, nitombo fahendrena, ary ny fahasoavan'Andriamanitra de takao amin'Azy.