auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 12:38:29 +03:00 committed by root
parent 35e06d855e
commit 6b8d8e2e21
8 changed files with 8 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sela de zanak'i Kenana, zanak'i Arpaksada, zanak'i Sema, zanak'i Noa, zanak'i Lameka, zanak'i Metosela, zanak'i Enoka, zanak'i Jareda, zanak'i Mahalalila, zanak'i Kenana, zanak'i Enosa, zanak'i Seta, zanak'i Adama, zanak'Andriamnitra.
\v 36 \v 37 \v 38 Sela de zanak'i Kenana, zanak'i Arpaksada, zanak'i Sema, zanak'i Noa, zanak'i Lameka, zanak'i Metosela, zanak'i Enoka, zanak'i Jareda, zanak'i Mahalalila, zanak'i Kenana, zanak'i Enosa, zanak'i Seta, zanak'i Adama, zanak'Andriamnitra.

View File

@ -1 +1 @@
Fa Jaona mpagnano Batisa tonga tsy nihinana mofo ary tsy nisotro divay, de ozy anareo hoe: "Misy demonia izy." Ny Zanak'Ôla tonga nihinana sy nisotro, de ozy anareo hoe: "Jerevo, fa tendan-kanina sy mpisotro Izy, naman'reo mpamory hetra sy mpagnota!" Fa ny fahendrena de vômarina amin'ny zanagny daôly."
\v 33 \v 34 \v 35 Fa Jaona mpagnano Batisa tonga tsy nihinana mofo ary tsy nisotro divay, de ozy anareo hoe: "Misy demonia izy." Ny Zanak'Ôla tonga nihinana sy nisotro, de ozy anareo hoe: "Jerevo, fa tendan-kanina sy mpisotro Izy, naman'reo mpamory hetra sy mpagnota!" Fa ny fahendrena de vômarina amin'ny zanagny daôly."

View File

@ -1 +1 @@
Ary ny raika tam'reo Fariseo nagnasa an'iJesosy hisakafo miataka tamin'azy. Ka rafa avy niditra takao an-tragnon'le Fariseo Jesosy, de nipetraka hinana teo amin'ny latabatra. Indro, nisy vevavy tao an-tanàna ze mpagnota. Ary rafa natsikaritra izy fa nipetraka takeo amin'ny latabatra tao amin'ny tragnon'le Fariseo Izy, de nitondr tavoara alabastara feno menaka magnitra izy. Ary raha nitsangana tafarany takeo ankekin'ny tongony izy, de nitomagny, ka nanomboka nandena ny tongony tamin'ny ranomasony, ka de nifafany tamin'ny volon-dôny reo sady nagnoroka ny tongony ary nagnosotra reo tamin'ny menaka magnitra.
\v 36 \v 37 \v 38 Ary ny raika tam'reo Fariseo nagnasa an'iJesosy hisakafo miataka tamin'azy. Ka rafa avy niditra takao an-tragnon'le Fariseo Jesosy, de nipetraka hinana teo amin'ny latabatra. Indro, nisy vevavy tao an-tanàna ze mpagnota. Ary rafa natsikaritra izy fa nipetraka takeo amin'ny latabatra tao amin'ny tragnon'le Fariseo Izy, de nitondr tavoara alabastara feno menaka magnitra izy. Ary raha nitsangana tafarany takeo ankekin'ny tongony izy, de nitomagny, ka nanomboka nandena ny tongony tamin'ny ranomasony, ka de nifafany tamin'ny volon-dôny reo sady nagnoroka ny tongony ary nagnosotra reo tamin'ny menaka magnitra.

View File

@ -1 +1 @@
Tsy nosoranao diloilo ny lôhako, fa izy nagnosotra ny tongotro tamin'ny menaka magnitra. Noho zany de milaza aminao Za fa, reo fahotany, ze betsaka, de vôvela - satria izy be fitiavana. Fa ze navela kely, de te kely."
\v 46 \v 47 Tsy nosoranao diloilo ny lôhako, fa izy nagnosotra ny tongotro tamin'ny menaka magnitra. Noho zany de milaza aminao Za fa, reo fahotany, ze betsaka, de vôvela - satria izy be fitiavana. Fa ze navela kely, de te kely."

View File

@ -1 +1 @@
De Ozy tamin'azy hoe: "Vôvela reo fahotanao." Reo niara-nipetraka nihinana takeo de nagnomboka nifampiresaka takeo amin-jareo hoe: "Iza ma Ty no de mamela reo heloka?" Avekeo ozy Jesosy tamin-dravevavy hoe: "Ny finoanao no nahavonjy an'nao. Mandehana am-piadanana."
\v 48 \v 49 \v 50 De Ozy tamin'azy hoe: "Vôvela reo fahotanao." Reo niara-nipetraka nihinana takeo de nagnomboka nifampiresaka takeo amin-jareo hoe: "Iza ma Ty no de mamela reo heloka?" Avekeo ozy Jesosy tamin-dravevavy hoe: "Ny finoanao no nahavonjy an'nao. Mandehana am-piadanana."

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO 8

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nagnakeky ny andro ampekarana an'Azy, de nitodika ho aigny Jerosalema Izy. Nandefa mpitondra hafatra Izy helôha an'Azy, ary nande zareo ka niditra takao amin'ny tanàna Samaritana raika mbô hagnomana ny ra daôly ho an'Azy. Fa ny vahôka tao tsy nandray an'Azy, satria nitodika ho aigny Jerosalema Izy.
\v 51 \v 52 \v 53 Rafa nagnakeky ny andro ampekarana an'Azy, de nitodika ho aigny Jerosalema Izy. Nandefa mpitondra hafatra Izy helôha an'Azy, ary nande zareo ka niditra takao amin'ny tanàna Samaritana raika mbô hagnomana ny ra daôly ho an'Azy. Fa ny vahôka tao tsy nandray an'Azy, satria nitodika ho aigny Jerosalema Izy.

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"luk","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"Alumu-Tesu","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["04-title","09-title","14-title","19-title","19-01","24-title","04-01","04-03","04-05","02-title","07-title","07-01","07-02","07-06","07-09","07-11","07-16","07-18","12-title","17-title","17-01","17-03","17-05","17-07","17-09","17-11","17-14","17-17","17-20","17-22","17-25","17-28","17-30","17-32","17-34","22-title","02-01","02-04","02-06","02-08","02-10","02-13","02-15","02-17","02-21","02-22","02-25","02-27","02-30","02-33","02-36","02-39","02-41","02-45","02-48","02-51","03-title"]}
{"project":{"id":"luk","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"Alumu-Tesu","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["04-title","09-title","14-title","19-title","19-01","24-title","04-01","04-03","04-05","02-title","07-title","07-01","07-02","07-06","07-09","07-11","07-16","07-18","12-title","17-title","17-01","17-03","17-05","17-07","17-09","17-11","17-14","17-17","17-20","17-22","17-25","17-28","17-30","17-32","17-34","22-title","02-01","02-04","02-06","02-08","02-10","02-13","02-15","02-17","02-21","02-22","02-25","02-27","02-30","02-33","02-36","02-39","02-41","02-45","02-48","02-51","03-title","08-title"]}