auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 13:13:18 +03:00 committed by root
parent 4d31f8426d
commit 6366a6af76
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Reo voa vôfafy takeo amin'ny tsilo de reo ôla maregny ny teny, fa rafa mande amin'ny lalany zareo, de vôgejan'ny fiahiana sy ny harena ary ny fafinaretan'zao fiaignana zao, ka tsy matoy nt voany. Fa ny voa vôfafy tamin'ny tany tsara, de reo no, maregny ny teny tamin'ny fo marina sy tsara, ary zareo mitàna an'azy tsara ary namokatra am-paharetana.