auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-23 20:35:29 +03:00 committed by root
parent ca5259ca3a
commit 5cf1dcc190
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 \v 49 Rafa natazagna an'Azy zareo, de gaga. Ny reniny nikoragna tamin'Azy hoe: "Zanako, magnino anao no nagnano ôtran'zao an'nay? Tandrigneso, za sy ny rainao nikaraka an'nao tamina tebiteby." Izy nitare tamin-jareo hoe: "Magnino ma anareo no mikaraka Anà? Tsy fantatrareo ma fa tsy maintsy ho akao an-dragnoon'ny Raiko Za?" \v 50 Fa tsy azon-jareo ze teny holazaina tam'zany teny zany.
\v 48 Rafa natazagna an'Azy zareo, de gaga. Ny reniny nikoragna tamin'Azy hoe: "Zanako, magnino anao no nagnano ôtran'zao an'nay? Tandrigneso, za sy ny rainao nikaraka an'nao tamina tebiteby." \v 49 Izy nitare tamin-jareo hoe: "Magnino ma anareo no mikaraka Anà? Tsy fantatrareo ma fa tsy maintsy ho akao an-dragnoon'ny Raiko Za?" \v 50 Fa tsy azon-jareo ze teny holazaina tam'zany teny zany.