auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-30 22:53:11 +03:00 committed by root
parent cf1ebdf000
commit 5c6fbe6551
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary takao amin'ny Synagoga de nisy leila ze nitôran'ny fagnahy maloton'ny demonia, ary izy de nilelalela tamin'ny feo mafy hoe: "Ah! Ino no ifandraisanay Aminao, ry Jesosy avy aigny Nazareta? Tonga mboô hamotika an'nay ma Anao? Fantatro hoe iza Anao - le
Ary takao amin'ny Synagoga de nisy leila ze nitôran'ny fagnahy maloton'ny demonia, ary izy de nilelalela tamin'ny feo mafy hoe: "Ah! Ino no ifandraisanay Aminao, ry Jesosy avy aigny Nazareta? Tonga mboô hamotika an'nay ma Anao? Fantatro hoe iza Anao - le Raika Masin'Andriamanitra!"

1
04/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jesosy nitare mafy le demoniaka, ka nagnano hoe: "Aza mitare ary mialà akao amin'azy!" Rafa nanipy le leila hiantreka takeo ampovôn'ny