diff --git a/22/66.txt b/22/66.txt index 9756be4..8f278f2 100644 --- a/22/66.txt +++ b/22/66.txt @@ -1 +1 @@ -Raha vao nazava ny andro, de niara-niangona reo lôholona, ny lôhan'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna. Nentin-jareo taigny amin'ny Synedriona Izy ary nitare hoe: "Raha Anao no Kristy, de tineno aminay." Fa Izy nitare tamin-jareo hoe: "Raha ho tineniko aminareo, de tsy hino anareo," ary raha hagnontany an'nareo Za, de tsy hamaly anareo. \ No newline at end of file +\v 66 \v 67 \v 68 Raha vao nazava ny andro, de niara-niangona reo lôholona, ny lôhan'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna. Nentin-jareo taigny amin'ny Synedriona Izy ary nitare hoe: "Raha Anao no Kristy, de tineno aminay." Fa Izy nitare tamin-jareo hoe: "Raha ho tineniko aminareo, de tsy hino anareo," ary raha hagnontany an'nareo Za, de tsy hamaly anareo. \ No newline at end of file diff --git a/22/69.txt b/22/69.txt index fb7dfd2..01f92c1 100644 --- a/22/69.txt +++ b/22/69.txt @@ -1 +1 @@ -Fa magnomboka zao, ny Zanak'Ôla de hipetraka akeo an-tagnana an-kavagnan'ny herin'Andriamanitra." Izy daôly nitare hoe: "De Zanak'Andriamanitra zany Anao?" Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Vôlazanareo fa Za no Izy." Zareo nitareo hoe: "Magnino no mbôla mila vavolombelona tsikana? Fa tsika mitsy no naregny avy tamin'ny vavany." \ No newline at end of file +\v 69 \v 70 \v 71 Fa magnomboka zao, ny Zanak'Ôla de hipetraka akeo an-tagnana an-kavagnan'ny herin'Andriamanitra." Izy daôly nitare hoe: "De Zanak'Andriamanitra zany Anao?" Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Vôlazanareo fa Za no Izy." Zareo nitareo hoe: "Magnino no mbôla mila vavolombelona tsikana? Fa tsika mitsy no naregny avy tamin'ny vavany." \ No newline at end of file