auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-30 22:23:39 +03:00 committed by root
parent a4f469b9c4
commit 217b3792a6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy nitare mafy le demoniaka, ka nagnano hoe: "Aza mitare ary mialà akao amin'azy!" Rafa nanipy le leila hiantreka takeo ampovôn-jareo ny demony, de niala takao amin'azy, ary tsy nandratra an'azy mihitsy. Gaga avokoa ny ôla daôly, ary nanohy nifampikoragna ny momba an'zany. Nitare zareo hoe: "Fa teny manakôry ma zany? Baik Jesosy nitare mafy le demoniaka, ka nagnano hoe: "Aza mitare ary mialà akao amin'azy!" Rafa nanipy le leila hiantreka takeo ampovôn-jareo ny demony, de niala takao amin'azy, ary tsy nandratra an'azy mihitsy. Gaga avokoa ny ôla daôly, ary nanohy nifampikoragna ny momba an'zany. Nitare zareo hoe: "Fa teny manakôry ma zany? Baikòny amin'ny faefana sy hery ny fagnahy maloto de mivôka." Noho zany de nanomboka nagnerana ny faritra magnodidina ny lazany.

1
04/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
De nandao ny Synagoga Jesosy ary niditra takao an-dragnon'i Simona, ary nampijalian'ny tazo mahery ny rafozam-bavin'i Simona, ary nian