From 1d7ebbfabfa806d2ad2ad84860075c85829d7047 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Sun, 31 May 2020 06:40:08 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 13/25.txt | 2 +- 13/28.txt | 2 +- 13/31.txt | 2 +- 13/34.txt | 2 +- 14/01.txt | 2 +- 14/04.txt | 2 +- 14/07.txt | 2 +- 14/10.txt | 2 +- 14/12.txt | 2 +- 14/13.txt | 2 +- 14/15.txt | 2 +- 11 files changed, 11 insertions(+), 11 deletions(-) diff --git a/13/25.txt b/13/25.txt index fd4c1f3..e115e82 100644 --- a/13/25.txt +++ b/13/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 \v 27 Rafa igny le mitsangana le tompo-tragno ary magnidy varavaragna, de mitsangana akao avelany akeo anareo ka handondona ny varavaragna ary hitare hoe: 'Tompo, Tompo, ampidiro zahay.' Izy hamaly ka hitare aminareo hoe: 'Tsy fantatro anareo na ny fiavenareo.' Ary hitare anareo hoe: 'Nihinana sy nisotro takeo agnolônao zahay, ary Anao efa nampianatra taigny an-dalambenay.' Fa Izy de hamalyy hoe: 'Milaza aminareo Za, tsy fantatro ze fiavenareo. Mialà aketo aminà, anareo mpagnano ratsy!" \ No newline at end of file +\v 25 Rafa igny le mitsangana le tompo-tragno ary magnidy varavaragna, de mitsangana akao avelany akeo anareo ka handondona ny varavaragna ary hitare hoe: 'Tompo, Tompo, ampidiro zahay.' Izy hamaly ka hitare aminareo hoe: 'Tsy fantatro anareo na ny fiavenareo.' \v 26 Ary hitare anareo hoe: 'Nihinana sy nisotro takeo agnolônao zahay, ary Anao efa nampianatra taigny an-dalambenay.' \v 27 Fa Izy de hamalyy hoe: 'Milaza aminareo Za, tsy fantatro ze fiavenareo. Mialà aketo aminà, anareo mpagnano ratsy!" \ No newline at end of file diff --git a/13/28.txt b/13/28.txt index c640f81..3b29317 100644 --- a/13/28.txt +++ b/13/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 \v 29 \v 30 Hisy fitomanena sy fikotroha-nify rafa indro anareo mahita an'i Abrahama, Isaka, Jakoba, sy ny mpaminagny daôly akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra, saingy vôrôka aigny avelany anareo. Zareo de ho avy aigny antsinagnana, andrefana, avaratra, ary atsimo ka hipetraka akeo amin'ny latabatry ny fanjakan'Andriamanitra. Fantatro zao, reo ze tsy de managn-danja no ho vôlôny, ary reo ze tegna managn-danja no ho faragny." \ No newline at end of file +\v 28 Hisy fitomanena sy fikotroha-nify rafa indro anareo mahita an'i Abrahama, Isaka, Jakoba, sy ny mpaminagny daôly akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra, saingy vôrôka aigny avelany anareo. \v 29 Zareo de ho avy aigny antsinagnana, andrefana, avaratra, ary atsimo ka hipetraka akeo amin'ny latabatry ny fanjakan'Andriamanitra. \v 30 Fantatro zao, reo ze tsy de managn-danja no ho vôlôny, ary reo ze tegna managn-danja no ho faragny." \ No newline at end of file diff --git a/13/31.txt b/13/31.txt index 3954c6a..229379b 100644 --- a/13/31.txt +++ b/13/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 \v 32 \v 33 Tafarakelin'zany, nisy Fariseo sasagny tonga ary nilaza tamin'Azy hoe: "Mandiana ilaozy ny aketo satria Heroda de te-hamono An'nao." Jesosy nitare hoe: "Mandiana ary lazao an'zany ambôhaolo zany hoe: 'Indro, za mandrôka demonia sy magnano fagnasitranana gniany sy amaraigna, ary amin'ny andro fatelo de ho tratrako ny tanjoko.' Na ino na ino mitranga, zava-dehibe Aminà ny manohy gniany, amaraigna, sy ny andro manaraka, satria tsy azo ekena ny famonoana ny mpaminagny lavitra an'i Jeroalema. \ No newline at end of file +\v 31 Tafarakelin'zany, nisy Fariseo sasagny tonga ary nilaza tamin'Azy hoe: "Mandiana ilaozy ny aketo satria Heroda de te-hamono An'nao." \v 32 Jesosy nitare hoe: "Mandiana ary lazao an'zany ambôhaolo zany hoe: 'Indro, za mandrôka demonia sy magnano fagnasitranana gniany sy amaraigna, ary amin'ny andro fatelo de ho tratrako ny tanjoko.' \v 33 Na ino na ino mitranga, zava-dehibe Aminà ny manohy gniany, amaraigna, sy ny andro manaraka, satria tsy azo ekena ny famonoana ny mpaminagny lavitra an'i Jeroalema. \ No newline at end of file diff --git a/13/34.txt b/13/34.txt index 60e6e91..aa90ed6 100644 --- a/13/34.txt +++ b/13/34.txt @@ -1 +1 @@ -\v 34 \v 35 "Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato reo ze nirahina taigny aminareo. Impiry ma Za no nagniry ny hanangona ny zanakareo salan'ny akoho vavy manangona ny zagnany ambany embagny, kanefa tsy nagniry an'zany anareo. Indro, nilôzana ny tragnonareo. Za de mitare aminareo, tsy ho tazagnareo Za ambara-pitinenanareo hoe: "Sambatra ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo.'" \ No newline at end of file +\v 34 "Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato reo ze nirahina taigny aminareo. Impiry ma Za no nagniry ny hanangona ny zanakareo salan'ny akoho vavy manangona ny zagnany ambany embagny, kanefa tsy nagniry an'zany anareo. \v 35 Indro, nilôzana ny tragnonareo. Za de mitare aminareo, tsy ho tazagnareo Za ambara-pitinenanareo hoe: "Sambatra ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo.'" \ No newline at end of file diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt index 279014a..5bd12a3 100644 --- a/14/01.txt +++ b/14/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary indray sabata, rafa nankao amin'ny tragnon'ny raika tam'reo mpitarika ny fariseo hihinana mofo Izy de nagnara-maso an'Azy ankeky zareo. Indro, takeo agnolôny nisy leila raika ze nampijalen'ny edema. Jesosy nagnontany reo manam-pahaizana amin'ny lalànan'ny Jiosy sy reo Fariseo hoe: "Azo atao ma ny magnasitrana amin'ny andro Sabata, se tsia?" \ No newline at end of file +\v 1 Ary indray sabata, rafa nankao amin'ny tragnon'ny raika tam'reo mpitarika ny fariseo hihinana mofo Izy de nagnara-maso an'Azy ankeky zareo. \v 2 Indro, takeo agnolôny nisy leila raika ze nampijalen'ny edema. \v 3 Jesosy nagnontany reo manam-pahaizana amin'ny lalànan'ny Jiosy sy reo Fariseo hoe: "Azo atao ma ny magnasitrana amin'ny andro Sabata, se tsia?" \ No newline at end of file diff --git a/14/04.txt b/14/04.txt index ea9b8a1..8cc883d 100644 --- a/14/04.txt +++ b/14/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 Fa zareo de nangina. Noho zany de noraisin'i Jesosy izy, ary nositragniny, de nalefany hande. Ozy tamin-jareo hoe: "Iza aminareo ze manan-janaka lahy na omby tafalatsaka agnaty fangalandrano amin'ny andro Sabata ma no tsy hisontina an'azy avy hatraingny? Zareo de tsisy navita nagnome valiny an'reo ra reo. \ No newline at end of file +\v 4 Fa zareo de nangina. Noho zany de noraisin'i Jesosy izy, ary nositragniny, de nalefany hande. \v 6 Ozy tamin-jareo hoe: "Iza aminareo ze manan-janaka lahy na omby tafalatsaka agnaty fangalandrano amin'ny andro Sabata ma no tsy hisontina an'azy avy hatraingny?\v 5 Zareo de tsisy navita nagnome valiny an'reo ra reo. \ No newline at end of file diff --git a/14/07.txt b/14/07.txt index d61e30c..036e47e 100644 --- a/14/07.txt +++ b/14/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Rafa tsikaritr'i Jesosy ny fomba fisafidianan'reo ze nisaigna ny tôram-boninatra, nagnano fagnoharana izy, nikoragna tamin-jareo hoe: "Rafa asaina amin'ny lanonam-panambadena anareo, aza mipetraka akeo amin'ny tôram-boninatra, satria maty nisy ôla nasaina mbôla manam-boninatra noho anareo. Rafa tonga le ôla ze nanasa an'nareo, de hiteny an'nareo izy hoe: 'Ameo an'ty ôlon-kafa ty ny tôranao,' ary am-pamenarana no andehananareo hamonjy ny tôrana ambany ndrindra. \ No newline at end of file +\v 7 Rafa tsikaritr'i Jesosy ny fomba fisafidianan'reo ze nisaigna ny tôram-boninatra, nagnano fagnoharana izy, nikoragna tamin-jareo hoe:\v 8 "Rafa asaina amin'ny lanonam-panambadena anareo, aza mipetraka akeo amin'ny tôram-boninatra, satria maty nisy ôla nasaina mbôla manam-boninatra noho anareo. \v 9 Rafa tonga le ôla ze nanasa an'nareo, de hiteny an'nareo izy hoe: 'Ameo an'ty ôlon-kafa ty ny tôranao,' ary am-pamenarana no andehananareo hamonjy ny tôrana ambany ndrindra. \ No newline at end of file diff --git a/14/10.txt b/14/10.txt index c112470..768ba35 100644 --- a/14/10.txt +++ b/14/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Fa rafa asaina anareo, mandehana de mipitraha amin'ny tôrana ambany ndrindra, am'ze rafa mandalo akeo le nagnasa an'nao, de mety hitare an'nao izy hoe: 'Ry namana, miakara amin'ny ambonimbony.' Ary avekeo de amem-boninatra anao akeo agnatrehan'reo ze daôly miray latabatra aminareo. Fa reo ze manandra-tegna de hahetry, ary ze manetri-tegna de hasandratra." \ No newline at end of file +\v 10 Fa rafa asaina anareo, mandehana de mipitraha amin'ny tôrana ambany ndrindra, am'ze rafa mandalo akeo le nagnasa an'nao, de mety hitare an'nao izy hoe: 'Ry namana, miakara amin'ny ambonimbony.' Ary avekeo de amem-boninatra anao akeo agnatrehan'reo ze daôly miray latabatra aminareo.\v 11 Fa reo ze manandra-tegna de hahetry, ary ze manetri-tegna de hasandratra." \ No newline at end of file diff --git a/14/12.txt b/14/12.txt index c139d37..c3906c9 100644 --- a/14/12.txt +++ b/14/12.txt @@ -1 +1 @@ -Jesosy iany kô de nitare tam'le leila nagnasa an'Azy hoe: "Rafa magnome sakafo na fagnasàna anao, de aza magnasa an'reo namanao na reo ralànao na reo ankeiky an'nao nareo mpanakarena magnodidina an'nao, amin'ny mety hagnasany an'nao kô ho takalon'zany, ary de ho vôvaly anao. \ No newline at end of file +\v 12 Jesosy iany kô de nitare tam'le leila nagnasa an'Azy hoe: "Rafa magnome sakafo na fagnasàna anao, de aza magnasa an'reo namanao na reo ralànao na reo ankeiky an'nao nareo mpanakarena magnodidina an'nao, amin'ny mety hagnasany an'nao kô ho takalon'zany, ary de ho vôvaly anao. \ No newline at end of file diff --git a/14/13.txt b/14/13.txt index d471bd8..d72eb71 100644 --- a/14/13.txt +++ b/14/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fa rafa magnano fagnasana anao, asao ny mahantra, ny kilemaina, ny mandringa, ary ny jamba, de ho sambatra anao, satria tsy afaka hamaly an'nao zareo. Fa anao de ho vôvaly amin'ny fitsanganan'ny marina." \ No newline at end of file +\v 13 Fa rafa magnano fagnasana anao, asao ny mahantra, ny kilemaina, ny mandringa, ary ny jamba, \v 14 de ho sambatra anao, satria tsy afaka hamaly an'nao zareo. Fa anao de ho vôvaly amin'ny fitsanganan'ny marina." \ No newline at end of file diff --git a/14/15.txt b/14/15.txt index 58b5278..e0c4291 100644 --- a/14/15.txt +++ b/14/15.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa naregny reo ra reo ny raika tam'reo niray latabatra tamin'i Jesosy, de nitare tamin'Azy hoe: "Sambatra ze hihinana ny mofo akao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra!" Fa Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Nisy leila raika nikarakara sakafo lehibe ary nagnasa ôla betsaka. Rafa vôkarakara ny sakafo, de naniraka ny mpanompony izy hitare an'reo ze nasaina hoe: 'Mandrosô, fa ny ra daôly de efa vonona.' \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Rafa naregny reo ra reo ny raika tam'reo niray latabatra tamin'i Jesosy, de nitare tamin'Azy hoe: "Sambatra ze hihinana ny mofo akao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra!" Fa Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Nisy leila raika nikarakara sakafo lehibe ary nagnasa ôla betsaka. \v 17 Rafa vôkarakara ny sakafo, de naniraka ny mpanompony izy hitare an'reo ze nasaina hoe: 'Mandrosô, fa ny ra daôly de efa vonona.' \ No newline at end of file