auto save
This commit is contained in:
parent
12769ea932
commit
0fbb68edbf
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avekeo reo ze natazagna an'zany nilaza an-jareo ny fomba nahasitrana an'le leila nanjakan'ny demonia. Ary ny vahôka daôly takeo amin'ny faritanin'i Gerasena de nangataka an'i Jesosy mbô hiala akeo amin-jareo, satria feno tatra mafy zareo. Noho zany de nande an-tsambo
|
||||
Avekeo reo ze natazagna an'zany nilaza an-jareo ny fomba nahasitrana an'le leila nanjakan'ny demonia. Ary ny vahôka daôly takeo amin'ny faritanin'i Gerasena de nangataka an'i Jesosy mbô hiala akeo amin-jareo, satria feno tatra mafy zareo. Noho zany de nande an-tsambokely Izy mbô afahan'jareo miverina.
|
Loading…
Reference in New Issue