plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/45.txt

1 line
317 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-09 14:19:29 +00:00
Ary nosokafany ny saign-jareo, mbô hazoan-jareo ny Soratra Masina. Nitare an-jareo Izy hoe: "Zao no vôsoratra, fa le Kristy de hijaly, ary hitsangana amin'ny maty ndre amin'ny andro fatelo. Fibebahana sy famelan-keloka no tokony ho toriana amin'ny agnarany aigny amin'ny firenena daôly, magnomboka akao Jerosalema.