From 2f0f4310cdef04611d55d91f17d7aa0912eaea89 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 29 May 2020 06:51:27 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 6695938..10fe576 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Fa na de Mikaela arikanjely aza, rafa niady tamin'ny devoly sy nifanditra tamin'azy ny amin'ny fatin'i Mosesy, de tsy sahy niteny ratsy hagnameloka an'azy. Fa ozy kosany izy hoe: "Hagnanatra an'nao ny Tompo!" \v 10 Fa reo ôla reo de miteny ny ra daôly tsy fantany. Ary ze fantany ôtran'ny falalan'ny biby tsy manan-tsaigan, zany no manimba an'azy reo. \v 11 Loza ho an'azy reo! Fa raha nandeha tao amin'ny tanànan'i Kaina zareo, ary nanaraka ny fadisoan'i Balama hahazoana tamby. De ripaka tao amin'ny fikomian'i Kora zareo. \ No newline at end of file +\v 9 Fa na de Mikaela arikanjely aza, rafa niady tamin'ny devoly sy nifanditra tamin'azy ny amin'ny fatin'i Mosesy, de tsy sahy niteny ratsy hagnameloka an'azy. Fa ozy kosany izy hoe: "Hagnanatra an'nao ny Tompo!" \v 10 Fa reo ôla reo de miteny ratsy ny ra daôly tsy fantany. Ary ze fantany ôtran'ny falalan'ny biby tsy manan-tsaigan, zany no manimba an'azy reo. \v 11 Loza ho an'azy reo! Fa raha nandeha tao amin'ny tanànan'i Kaina zareo, ary nanaraka ny fadisoan'i Balama hahazoana tamby. De ripaka tao amin'ny fikomian'i Kora zareo. \ No newline at end of file