plt-x-sihanaka_jas_text_reg/02/14.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 14 Ino no tsara, ry ralako, ra milaza ny ôla raika fa managna finôna izy. Kanefa tsisy asa? Afaka amonjy anazy ma zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy ahanina isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy raika aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatagna ilainjareo, ino no matsara anizany? \v 17 De otran'zany zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.