plt-x-sihanaka_jas_text_reg/02/12.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 12 No zany mitinena sy magnanova otrany reo ze ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafana.\v 13 Fa ny fitsarana de tonga tsy misy famindram-po aminjareo ze tsy naneo famindram-po. Ary ny famindram-po de mandresy ny fitsarana.