1 line
595 B
Plaintext
1 line
595 B
Plaintext
\v 1 Ry ralako, aza mitana ny finona an'i Tompontsika Jesosy Kristy, Le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana ny ôla sasagny. \v 2 Atôvo hoe misy ôla miditra amin'ny fivorenareo magnano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany kô miditra magnano akanjo maloto.\v 3 Raha mjery le ôla manano akanjo tsara anao ka mitare hoe: "Azafady mipetrà aketo amin'ny tôrana tsara," fa hitare amin'ny le leila mahantra kosa hoe: "Mitsangàna anao erÿ," na hoe: "Mipetrà aketo an-tongotro ,"\v 4 mo tsy mifampitsara aminareo nareo? mo tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy nareo? |