\v 25 Otrany zany kô, Rahaba mpivaro-tegna tsy nohamarinina taminy asany kô ve izy. Rafa nandray reo iraka sy nandefa anjareo tamin'ny lalan-kafa? \v 26 Fa maty ny teigna ra misaraka amin'ny fagna, de toy zany kô ny finôna tsy misy asa de maty.