auto save
This commit is contained in:
parent
84f9ed94d6
commit
e56024d27c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry ralaiko, aza mitana ny finôna an'i Tompontsika Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasany. Atovo hoe misy ôla miditra amin'ny fivoriagnanareo manano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany ko miditra manano akanjo maloto. Ra mjery lay ôla manano akanjo tsara ianao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin tôrana tsara." fa hitare amin'ny le leila mahantra hoe: "Mitsangana enao ery," na hoe: "mipitra aketo antongotro aketo," mo tsy mifampitsara aminareo nareo? moa tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy ianareo?
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry ralaiko, aza mitana ny finôna an'i Tompontsika Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasany. Atovo hoe misy ôla miditra amin'ny fivoriagnanareo manano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany ko miditra manano akanjo maloto. Ra mjery lay ôla manano akanjo tsara ianao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin'ny tôrana tsara," fa hitare amin'ny le leila mahantra hoe: "Mitsangana enao ery," na hoe: "mipitra aketo antongotro aketo," mo tsy mifampitsara aminareo nareo? moa tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy ianareo?
|
Loading…
Reference in New Issue