auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 08:15:58 -04:00 committed by root
parent 1fd458eeef
commit 78028a92a9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsefa nofidin'Andriamanitra ve mahantran'izao tontolo zao, mba anakarena amin'ny finôna sy mba ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? \v 6 Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ve no nanaratsy ny agnarana tsara zay anareo?
\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsefa nofidin'Andriamanitra ma mahantran'izao tontolo zao, mbo anakarena amin'ny finôna sy mbo ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? \v 6 Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ve no nanaratsy ny agnarana tsara zay anareo?