auto save
This commit is contained in:
parent
103d7ba981
commit
71f2187132
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 No zany mitinena sy magnanova otrany reo ze ho tsaraina amin'ny alalàn'ny fahafana.\v 13 Fa ny fitsarana de tonga tsy misy famindram-po aminjareo ze tsy naneo famindram-po. Ary ny famindram-po de mandresy ny fitsaragna.
|
||||
\v 12 No zany mitinena sy magnanova otrany reo ze ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafana.\v 13 Fa ny fitsarana de tonga tsy misy famindram-po aminjareo ze tsy naneo famindram-po. Ary ny famindram-po de mandresy ny fitsarana.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 Ino no soa, ry ralaiko, ra milaza ny ôla tokana fa magnagna finôna izy. Kanefa tsy misy asa? Afaka amonjy anazy ve zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? \v 17 De tô zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.
|
||||
\v 14 Ino no tsara, ry ralako, ra milaza ny ôla raika fa managna finôna izy. Kanefa tsy mi asa? Afaka amonjy anazy ve zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? \v 17 De tô zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.
|
Loading…
Reference in New Issue