From 60603e572b101274cce36f2e0f1e597979debfe7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD109 <> Date: Fri, 18 Oct 2019 02:31:19 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/18.txt | 2 +- 02/21.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index 75c5ca6..1b94895 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatra ma, ry leila adala, hoe naôna ny finôna tsy misy asa no maty?"] \ No newline at end of file +\v 18 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako.\v 19 Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo.\v 20 Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatra ma, ry leila adala, hoe naôna ny finôna tsy misy asa no maty?"] \ No newline at end of file diff --git a/02/21.txt b/02/21.txt index 5a6dc4c..9b5ff6a 100644 --- a/02/21.txt +++ b/02/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra. Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany. \ No newline at end of file +\v 23 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana\v 21 an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. \v 22 De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra.\v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany. \ No newline at end of file