auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-21 05:26:12 -04:00 committed by root
parent 595e5334ec
commit 53c1e6c256
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Koa mitainoa anareo ze miteny hoe: "Gniany na amaraigna hiditra akato amin'ny tanàna ty tsika, hanangana herintaona, akaigny, hagno varotra, ary hiaka antombony." Iza no mafantatra ze hiseo amraigna ary ino ny fiaignanareo? Fa zavona nibogna vetiketika an
\v 13 \v 14 Koa mitainoa anareo ze miteny hoe: "Gniany na amaraigna hiditra akato amin'ny tanàna ty tsika, hanangana herintaona, akaigny, hagno varotra, ary hiaka antombony." Iza no mafantatra ze hiseo amraigna ary ino ny fiaignanareo? Fa zavona nibogna vetiketika anareo ary avy akeo de levona.