auto save
This commit is contained in:
parent
f9790fa435
commit
51da2ab093
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 \v 17 Ino no soa, ry ralaiko, ra milaza ny ôla tokana fa magnagna finôna izy. Kanefa tsy misy asa? Afaka amonjy anazy ve zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? De tô zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.
|
||||
\v 17 Ino no soa, ry ralaiko, ra milaza ny ôla tokana fa magnagna finôna izy. Kanefa tsy misy asa? Afaka amonjy anazy ve zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? \v 14 De tô zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.
|
Loading…
Reference in New Issue