auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-17 10:15:35 -04:00 committed by root
parent e3e073c202
commit 469bafc13d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry ralaiko, aza mitana ny finôna amin'i Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasany. Atovo hoe misy ôla miditra amin'ny fivoriagnanareo manano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany ko miditra manano akanjo maloto. Ra mjery lay ôla manano akanjo tsara ianao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin tôrana tsara." fa hitare amin'ny le leila mahantra hoe: "Mitsangana enao ery," na hoe: "mipitra aketo antongotro aketo." mo tsy mifampitsara aminareo nareo
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry ralaiko, aza mitana ny finôna amin'i Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasany. Atovo hoe misy ôla miditra amin'ny fivoriagnanareo manano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany ko miditra manano akanjo maloto. Ra mjery lay ôla manano akanjo tsara ianao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin tôrana tsara." fa hitare amin'ny le leila mahantra hoe: "Mitsangana enao ery," na hoe: "mipitra aketo antongotro aketo," mo tsy mifampitsara aminareo nareo? moa tsy lasa mpitsara aminy eritreridratsy ianareo.