auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-21 05:58:57 -04:00 committed by root
parent 9b0093527b
commit 41b06a60ea
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza mifagnaratsy ianareo, ry rala. Ny ôla ze nmagnaratsy ny rala na mitsara ny lalàna. Ra mitsara ny lalana nareo, de tsy mpankato ny lalana fa mpitsara. Raika fogna ny mpagnome ny lalàna sy mitsara. Izy le afaka mamonjy ny mandringana. Iza ma anao, ze mitsara ny naman
Aza mifagnaratsy ianareo, ry rala. Ny ôla ze nmagnaratsy ny rala na mitsara ny lalàna. Ra mitsara ny lalana nareo, de tsy mpankato ny lalana fa mpitsara. Raika fogna ny mpagnome ny lalàna sy mitsara. Izy le afaka mamonjy ny mandringana. Iza ma anao, ze mitsara ny namana