auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 05:45:30 -04:00 committed by root
parent 29730ccca1
commit 09963f70b2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinan'izany,"ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra. hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny fignoagna ihany.
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinan'izany," ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra. hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny fignoagna ihany.