plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/17.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 17 Tamin'ny finona'i Abrahama, rafa notsapaina, de nanolotra an'i Isaka. Io no razagny là tokana ze natolony, izy le nahazo an'reo fampagnantenana. \v 18 Tamin'i Abrahama no nilazana hoe: "Amin'ny alalan'Isaka no hanondroana an'reo taranakao." \v 19 Abrahama de nihevitra fa Andriamanitra de havita hanangana an'Isaka amin'ny maty, ary amin'ny heviny amin'ny ôtra, avy tam-jareo no hazaôna an'azy ndre.