plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/13.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 13 Tao amin'ny finona iregny dahôly regny no maty tsy nandry an're fampagnatenana. Fa kosa, tafaran'ny nahitana sy niarabana an'azy reo avy aigny alavitra, de nagneky zareo fa vahiny sy sesi-tany aty an-tany. \v 14 Ho an'reo ze mitare ôtran'zany ra zany de mazava fa mikaroka tanindrazana zareo.