plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/35.txt

1 line
816 B
Plaintext

\v 35 Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-ko velona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. \v 36 Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna, iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. \v 37 Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampihorohorona, nampahorena. [Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: "Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa. Nampandalovina fitsapana. Novonona tamin'ny sabatra."] \v 38 Zao tontolo zao de tsy mendrika an'azy reo. Nirenireny taigny an'efitra, tany am'reo tanety, tany am'reo lava-bato, ary tany am'reo lavaka ambanin'ny tany izy reo.