plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/32.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 32 Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. \v 33 Tamin'ny alalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo liona zareo, \v 34 namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, sitrana tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nandresy an'reo tafika vahiny.