plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/29.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 29 Tamin'ny finona no nitsakan-jareo ny Ranomasina Mena ôtran'ny mande maigna. Rafa nagnandrana nagnano an'zany reo Egyptiana, de vôteligna zareo. \v 30 Tamin'ny finona no nirodagnan'ny mandan'i Jeriko, rafa avy nagnodidigna nandritra ny fito andro izy reo. \v 31 Tamin'ny finona no tsy nafaty an'i Rahaba le mpivarotegna miaraka tam'reo mpaniasia, satria nandray reo mpisafo tany tamin'ny fiadanana izy.