plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/11.txt

1 line
716 B
Plaintext

\v 11 Tamin'ny finona, na de Saraha izy tegnany ze momba aza, no nazaôn'i Abrahama ny fahafana ho ray. Nitranga zany na de efa tegna antitra aza izy, satria neverina ho ôtran'ny le matoky namena le fampagnantenana izy. [Fagnamarihana: Misy fagnontanena momban'ny hoe ny finoan'i Abrahama sa ny finoan'i Saraha no nasongadiagna. "Tamin'ny finona i Saraha, na de efa antitra aza izy, no nazaôny hery hanagn'anaka, na de efa tegna antitra aza izy hitondra zaza, satria nihevitra le nagnome le fampagnatenana an'azy ho matoky."] \v 12 No zany avy am'zany leila zany, ze efa ho foaty, no nahateran'reo ze ôtran'reo kintana aigny an-dagnitra ny habetsahany sy ôtran'ny fasika magnamorona ny ranomasina, ze tsy vôisa.