plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/08.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 8 Tamin'ny finona Abrahama, raha nantsovina no nankato sy nande nankaigny amin'ny le tôrana ze hazaôna ho lova. Nande izy, tsy nafantatra ze tany nombany. \v 9 Tamin'ny finona no niaignany taigny am'le tany nampagnantenana ôtran'ny vahiny. Niaigna tao agnaty tragno le izy niaraka tamin'i Isaka sy Jakoba, reo mpiara-mandova am'le fampagnantenana mitovy. \v 10 Fa izy nikaroka le tanàna ze managna an'reo fagnorenana, le tanàna ze Andriamanitra no mpamari-tragno sy mpagnorin-tragno.