plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/07.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 7 Tamin'ny finona Noa, no namena hafatra avy amin'Andriamanitra momba an'reo ra ze tsy mbola hita, niaraka tamin'ny fagnajana an'Andriamanitra no nagnamboarany ny sambo ze namonjeny ny ankohonany. Fa tamin'ny fagnanôvana an'zany, no nagnamelôhan'zao tontolo zao sy natongavany ho mpandova ny fahamarinana, araka ny finona.