plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/01.txt

1 line
337 B
Plaintext

\c 11 \v 1 Ary ny finona no antoka am'reo ra nandrasana tamim-patokisana. Io no porofon'reo ra mitranga ze mbola tsy hita. \v 2 Fa no zany reo razambe de nankatoavina non'ny finon'jareo. \v 3 Amin'ny finona no hafantarantsika fa ny didin'Andriamanitra namoronana an'zao tontolo zao, da ze taza-maso de tsy natao tamin'ny ra ze hita maso.