diff --git a/11/17.txt b/11/17.txt index 71adea6..49c8303 100644 --- a/11/17.txt +++ b/11/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Tamin'ny finona'i Abrahama rafa notsapaina, de nanolotra an'i Isaka. Io no razagny là tokana ze natolony, izy le nahazo an'reo fampagnantenana. Tamin'i Abrahama no nilazana hoe: "Amin'ny alalan'Isaka no hanomdroana an'reo taranakao." Abrahama de nihevitra fa Andriamanitra de havita hanangana an'Isaka amin'ny maty, ary amin'ny heviny amin'ny ôtra, avy tam-jareo no hazaôna an'azy ndre. \ No newline at end of file +\v 17 Tamin'ny finona'i Abrahama rafa notsapaina, de nanolotra an'i Isaka. Io no razagny là tokana ze natolony, izy le nahazo an'reo fampagnantenana. \v 18 Tamin'i Abrahama no nilazana hoe: "Amin'ny alalan'Isaka no hanomdroana an'reo taranakao." \v 19 Abrahama de nihevitra fa Andriamanitra de havita hanangana an'Isaka amin'ny maty, ary amin'ny heviny amin'ny ôtra, avy tam-jareo no hazaôna an'azy ndre. \ No newline at end of file diff --git a/11/20.txt b/11/20.txt index 4b542e1..7d387a6 100644 --- a/11/20.txt +++ b/11/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 \v 22 Tamin'ny finona momban'reo ra ho avy kô no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao. Tamin'ny finona Jakoba, tam'ze efa ho foaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiraikaraika avy. Nivavaka Jakoba, nitehina tamin'ny lohan'ny tehiny. Tamin'ny finona Josefa, rafa nagnakeky ny fefarany, no niresaka ny fengan'ny zanak'Israely avy aigny Egypta ary nagnarafany ny amin'ny tôlany. \ No newline at end of file +\v 20 Tamin'ny finona momban'reo ra ho avy kô no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao. \v 21 Tamin'ny finona Jakoba, tam'ze efa ho foaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiraikaraika avy. Nivavaka Jakoba, nitehina tamin'ny lohan'ny tehiny. \v 22 Tamin'ny finona Josefa, rafa nagnakeky ny fefarany, no niresaka ny fengan'ny zanak'Israely avy aigny Egypta ary nagnarafany ny amin'ny tôlany. \ No newline at end of file diff --git a/11/23.txt b/11/23.txt index f73f822..87aa329 100644 --- a/11/23.txt +++ b/11/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 \v 26 Tamin'ny finona Mosesy, rafa teraka izy de nasitrik'reo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana satria hitan'jareo fa zaza tsara izy. Tsy natatra ny didin'ny mpanjaka zareo. Tamin'ny finona Mosesy, tafaran'ny naleibe an'azy, no nandà ny hentsovana an'azy ho zanaka làhin'ny zanaka vavin'i Farao. Fa sosa, nisafidy ny hijaly niarka tamin'ny vahôkan'Andriamanitra izy, ôtran'ze hankafy an'reo fafinaretan'ny fahotana mandritry ny fotôna foika. Nilaza izy hoe ny fafam-baraka amin'ny fagnarahana an'i Kristy de harena ngaza no reo haren'i Egypt. Satria nampifatoka an'reo masony tamin'ny valisoany izy. \ No newline at end of file +\v 23 Tamin'ny finona Mosesy, rafa teraka izy de nasitrik'reo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana satria hitan'jareo fa zaza tsara izy. Tsy natatra ny didin'ny mpanjaka zareo. \v 24 Tamin'ny finona Mosesy, tafaran'ny naleibe an'azy, no nandà ny hentsovana an'azy ho zanaka làhin'ny zanaka vavin'i Farao. \v 25 Fa sosa, nisafidy ny hijaly niarka tamin'ny vahôkan'Andriamanitra izy, ôtran'ze hankafy an'reo fafinaretan'ny fahotana mandritry ny fotôna foika. \v 26 Nilaza izy hoe ny fafam-baraka amin'ny fagnarahana an'i Kristy de harena ngaza no reo haren'i Egypt. Satria nampifatoka an'reo masony tamin'ny valisoany izy. \ No newline at end of file diff --git a/11/27.txt b/11/27.txt index e28d32f..9c27fad 100644 --- a/11/27.txt +++ b/11/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 Tamin'ny finona no nelan'i Mosesy taigny Egypta. Tsy natatra ny fasosen'ny mpanjaka izy, fa niaritra an'zany ôtran'ny le nahitany le tsy hita maso. Tamin'ny finona no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, mba tsy hikasika ny zanaka lahimatoan'reo Isrelita ny mpandringana ny zanaka lahimatoa. \ No newline at end of file +\v 27 Tamin'ny finona no nelan'i Mosesy taigny Egypta. Tsy natatra ny fasosen'ny mpanjaka izy, fa niaritra an'zany ôtran'ny le nahitany le tsy hita maso. \v 28 Tamin'ny finona no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, mba tsy hikasika ny zanaka lahimatoan'reo Isrelita ny mpandringana ny zanaka lahimatoa. \ No newline at end of file diff --git a/11/29.txt b/11/29.txt index ed68b78..22d77e7 100644 --- a/11/29.txt +++ b/11/29.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny finona no nitsakan-jareo ranomasina mena ôtran'ny mande maigna. Rafa nagnandrana nagnano an'zany reo Egyptiana de vôteligna zareo. Tamin'ny finona no nirodagnan'ny mandan'i Jeriko, rafa avy nagnodidigna nadritra ny fito andro izy reo. Tamin'ny finona no tsy nafaty an'i Rahaba le mpivarotegna miaraka tam'reo mpaniasia, satria nandray reo mpisafo tany tamin'ny fiadanana izy. \ No newline at end of file +\v 29 Tamin'ny finona no nitsakan-jareo ranomasina mena ôtran'ny mande maigna. Rafa nagnandrana nagnano an'zany reo Egyptiana de vôteligna zareo. \v 30 Tamin'ny finona no nirodagnan'ny mandan'i Jeriko, rafa avy nagnodidigna nadritra ny fito andro izy reo. \v 31 Tamin'ny finona no tsy nafaty an'i Rahaba le mpivarotegna miaraka tam'reo mpaniasia, satria nandray reo mpisafo tany tamin'ny fiadanana izy. \ No newline at end of file diff --git a/11/32.txt b/11/32.txt index e5f00e8..5cb55ba 100644 --- a/11/32.txt +++ b/11/32.txt @@ -1 +1 @@ -Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. Tamin'ny halalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo Liona zareo, namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, satria tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nadresy an'reo tafika vahiny. \ No newline at end of file +\v 32 Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za.\v 33 Tamin'ny halalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo Liona zareo,\v 34 namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, satria tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nadresy an'reo tafika vahiny. \ No newline at end of file diff --git a/11/35.txt b/11/35.txt index cb61ccf..c0ff136 100644 --- a/11/35.txt +++ b/11/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 \v 36 \v 37 \v 38 Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampihorohorona, nampahorena. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: "Notoram-bao izy reo. Notsofaina hizara roa. Nampandalovina fitsapan. Novonona tamin'ny sabatra.") Zao tontolo zao de tsy mendrika an'azy reo. Nirenireny taigny an'efitra, tany am'reo tanety, tany am'reo lava-bato, ary tany am'reo lavaka ambanin'ny tany izy reo. \ No newline at end of file +\v 35 Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. \v 36 Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. \v 37 Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampihorohorona, nampahorena. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: "Notoram-bao izy reo. Notsofaina hizara roa. Nampandalovina fitsapan. Novonona tamin'ny sabatra.") \v 38 Zao tontolo zao de tsy mendrika an'azy reo. Nirenireny taigny an'efitra, tany am'reo tanety, tany am'reo lava-bato, ary tany am'reo lavaka ambanin'ny tany izy reo. \ No newline at end of file diff --git a/11/39.txt b/11/39.txt index 9655108..21a1c01 100644 --- a/11/39.txt +++ b/11/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 \v 40 Kanefa regny ôla daôly regny de neken'Andriamanitra non'ny finon'jareo, tsy nandry ny fampagnantenana zareo. Nagnomana ra tsara kokô ho antsika Andriamanitra, mba tsy ho lavorary izy reo raha tsisy an'tsika. \ No newline at end of file +\v 39 Kanefa regny ôla daôly regny de neken'Andriamanitra non'ny finon'jareo, tsy nandry ny fampagnantenana zareo. \v 40 Nagnomana ra tsara kokô ho antsika Andriamanitra, mba tsy ho lavorary izy reo raha tsisy an'tsika. \ No newline at end of file diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index efa1fe3..0a1afcd 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 No zany, satria tsika vôdidigna vavolombelona marobe ôtran'ny rôndro, de ande tsika hamela ny vesatra daôly sy ny fahotana mora magnodidigna antsika. Ande tsika hezakazaka am-paretana ny fezakazahana ze napetraka teo agnolôntsika. Andeha tsika hitandrina amin'i Jesosy, ny mpamiatomboka ny mpagnantanteraka ny finoana. Fa non'ny hafalena ze napetraka teo agnolônay, de niaritra ny hazofijalena Izy, tsy niraharaha ny hegnatr'zany, ary nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'ny seza fendrianan'Andriamanitra. No zany eritrereto ny momba an'Azy, le raika ze niaritra fanoherana salan'zany avy tam'reo mpanota hagnohitra ny tegnany, mba tsy ho reraka akao am-ponareo nareo ka hilavo lefona. \ No newline at end of file +\v 1 No zany, satria tsika vôdidigna vavolombelona marobe ôtran'ny rôndro, de ande tsika hamela ny vesatra daôly sy ny fahotana mora magnodidigna antsika. Ande tsika hezakazaka am-paretana ny fezakazahana ze napetraka teo agnolôntsika.\v 2 Andeha tsika hitandrina amin'i Jesosy, ny mpamiatomboka ny mpagnantanteraka ny finoana. Fa non'ny hafalena ze napetraka teo agnolônay, de niaritra ny hazofijalena Izy, tsy niraharaha ny hegnatr'zany, ary nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'ny seza fendrianan'Andriamanitra. \v 3 No zany eritrereto ny momba an'Azy, le raika ze niaritra fanoherana salan'zany avy tam'reo mpanota hagnohitra ny tegnany, mba tsy ho reraka akao am-ponareo nareo ka hilavo lefona. \ No newline at end of file