Thu Dec 03 2020 14:15:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:15:40 -05:00
parent 7bd5c7c6a9
commit e4f8f51204
4 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin'ny fagnorenana an'zao tontolo zao Izy. Fa am'zao fotôna zao de ndray mande monja no nampisehoana an'Azy mbô hagnala ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny tegnany iany.
\v 25 Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. \v 26 Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin'ny fagnorenana an'zao tontolo zao Izy. Fa am'zao fotôna zao de ndray mande monja no nampisehoana an'Azy mbô hagnala ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny tegnany iany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Efa natao ho foaty ndray mande ny ôla daôly, ary afaran'zany no ho avy ny fitsarana. Salan'zany iany kô, Kristy, ze natolotra ndray mande mbô hagnala reo fahotan'ny maro, de hibôgna fanindrôny, tsy handraraha ny ota, fa ho an'ny famonjena reo ze miandry an'Azy amim-paharetana.
\v 27 Efa natao ho foaty ndray mande ny ôla daôly, ary afaran'zany no ho avy ny fitsarana. \v 28 Salan'zany iany kô, Kristy, ze natolotra ndray mande mbô hagnala reo fahotan'ny maro, de hibôgna fanindrôny, tsy handraraha ny ota, fa ho an'ny famonjena reo ze miandry an'Azy amim-paharetana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Fa ny lalàna de alok'reo ra tsara ho avy fogna, fa tsy tegna endrik'reo ra reo. Reo ze magnatogna an'Andriamanita de tsy afaka ny ho lafatra amin'ny alalan'ny sorogna mitovy an'zany entin'reo mpisorogna isan-taona. \v 2 Raha zany de tsy efa nijanona ny nanolotra an'regny sorogna regny ma zareo? Am'zany ra zany, raha efa nodovina indraika fogna izy reo, de tsy mba hafantatra ny ota mitsy reo mpivavaka. \v 3 Faa am'reo sorogna reo de misy fampatsahivina reo ota isan-taona. \v 4 Satria ny ràn'ny omby là sy osy là de tsy mavita magnala reo ota.
\c 10 \v 1 Fa ny lalàna de alok'reo ra tsara ho avy fogna, fa tsy tegna endrik'reo ra reo. Reo ze magnatogna an'Andriamanita de tsy afaka ny ho lafatra amin'ny alalan'ny sorogna mitovy an'zany entin'reo mpisorogna isan-taona. \v 2 Raha zany de tsy efa nijanona ny nanolotra an'regny sorogna regny ma zareo? Am'zany ra zany, raha efa nodovina indraika fogna izy reo, de tsy mba hafantatra ny ota mitsy reo mpivavaka. \v 3 Fa am'reo sorogna reo de misy fampatsahivina reo ota isan-taona. \v 4 Satria ny ràn'ny omby là sy osy là de tsy mavita magnala reo ota.

View File

@ -118,7 +118,10 @@
"09-16",
"09-18",
"09-21",
"10-01",
"09-23",
"09-25",
"09-27",
"10-title",
"10-05",
"10-08",
"10-11",