Thu Dec 03 2020 14:27:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:27:40 -05:00
parent 97e21d4377
commit 782633fce9
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Tamin'ny finona Abrahama, raha nantsovina no nankato sy nande nankaigny amin'ny le tôrana ze hazaôna ho lova. Nande izy, tsy nafantatra ze tany nombany. \v 9 Tamin'ny finona no niaignany taigny am'le tany nampagnantenana ôtran'ny vahiny. Niaigna tao agnaty tragno le izy niaraka tamin'i Isaka sy Jakoba, reo mpiara-mandova am'le fampagnantenana mitovy. \v 10 Fa izy nikaraka le tanàna ze managna an'reo fagnorenana, le tanàna ze Andriamanitra no mpamari-tragno sy mpagnorin-tragno.
\v 8 Tamin'ny finona Abrahama, raha nantsovina no nankato sy nande nankaigny amin'ny le tôrana ze hazaôna ho lova. Nande izy, tsy nafantatra ze tany nombany. \v 9 Tamin'ny finona no niaignany taigny am'le tany nampagnantenana ôtran'ny vahiny. Niaigna tao agnaty tragno le izy niaraka tamin'i Isaka sy Jakoba, reo mpiara-mandova am'le fampagnantenana mitovy. \v 10 Fa izy nikaroka le tanàna ze managna an'reo fagnorenana, le tanàna ze Andriamanitra no mpamari-tragno sy mpagnorin-tragno.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Tamin'ny finona, na de Saraha izy tegnany ze momba aza, no nazaôn'i Abrahama ny fahafana ho ray. Nitranga zany na de efa tegna antitra aza izy, satriaa neverina ho ôtran'ny le matoky namena le fampagnantenana izy. (Fagnamarihana: Misy fagnontanena momban'ny hoe ny finoan'i Abrahama sa ny finoan'i Saraha no nasongadiagna. "Tamin'ny finona i Saraha na de efa antitra aza izy no nazaôny hery hanagn'anaka, na de efa tegna antitra aza izy hitondra zaza, satria nihevitra le nagnome le fampagnatenana an'azy ho matoky.") \v 12 No zany avy am'zany leila zany, ze efa ho foaty, no nahateran'reo ze ôtran'reo kintana aigny an-dagnitra ny habetsahany sy ôtran'ny fasika magnamorona ny ranomasina, ze tsy vôisa.
\v 11 Tamin'ny finona, na de Saraha izy tegnany ze momba aza, no nazaôn'i Abrahama ny fahafana ho ray. Nitranga zany na de efa tegna antitra aza izy, satria neverina ho ôtran'ny le matoky namena le fampagnantenana izy. [Fagnamarihana: Misy fagnontanena momban'ny hoe ny finoan'i Abrahama sa ny finoan'i Saraha no nasongadiagna. "Tamin'ny finona i Saraha, na de efa antitra aza izy, no nazaôny hery hanagn'anaka, na de efa tegna antitra aza izy hitondra zaza, satria nihevitra le nagnome le fampagnatenana an'azy ho matoky."] \v 12 No zany avy am'zany leila zany, ze efa ho foaty, no nahateran'reo ze ôtran'reo kintana aigny an-dagnitra ny habetsahany sy ôtran'ny fasika magnamorona ny ranomasina, ze tsy vôisa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Tao amin'ny finona iregny dahôly regny no maty tsy nandry an're fampagnatenana. Fa kosa tafan'ny nahitana sy niarabana an'azy reo avy aigny alavitra, de nagneky zareo fa vahiny sy sesi-tany, aty an-tany. \v 14 Hoan'reo ze mitare ôtran'zany ra zany de mazava fa mikaraka tanindrazana zareo.
\v 13 Tao amin'ny finona iregny dahôly regny no maty tsy nandry an're fampagnatenana. Fa kosa, tafan'ny nahitana sy niarabana an'azy reo avy aigny alavitra, de nagneky zareo fa vahiny sy sesi-tany, aty an-tany. \v 14 Hoan'reo ze mitare ôtran'zany ra zany de mazava fa mikaraka tanindrazana zareo.

View File

@ -141,8 +141,8 @@
"11-04",
"11-05",
"11-07",
"11-08",
"11-11",
"11-13",
"11-15",
"11-17",
"11-20",