auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 14:12:46 +08:00 committed by root
parent 249404ab4a
commit 5f477d40bf
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Tam'reo andron'ny nofony, Kristy nagnolotra vavaka sy fangatana niaraka tamin'ny fitaraignana mafy sy ranomaso tamin'Andriamanitra, de raika ze afaka mamonjy an'Azy amin'ny fafatesana. Reigniny Izy non'ny fangrorany. Na de zanaka aza Izy, de nainatra fankatoavana tam'reo ra niaretany.
\v 7 Tam'reo andron'ny nofony, Kristy nagnolotra vavaka sy fangatana niaraka tamin'ny fitaraignana mafy sy ranomaso tamin'Andriamanitra, de raika ze afaka mamonjy an'Azy amin'ny fafatesana. Reigniny Izy non'ny fangrorany. \v 8 Na de zanaka aza Izy, de nainatra fankatoavana tam'reo ra niaretany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Natao ho tonga lafatra Izy ka tonga, ho an'ny ôla daôly ze mankatô an'Azy, le loharanon'ny famonjena mandrakizay. De notendren'Andriamanitra salan'ny mpisorogna Izy araka ny fomban'i Melkizedeka. Manan-kambara betsaka momban'i Jesosy zahay, fa sarotra ny manazava an'zany hatramin'ny naha gognona ny sofignareo.
\v 9 Natao ho tonga lafatra Izy ka tonga, ho an'ny ôla daôly ze mankatô an'Azy, le loharanon'ny famonjena mandrakizay. \v 10 De notendren'Andriamanitra salan'ny mpisorogna Izy araka ny fomban'i Melkizedeka. \v 11 Managna ra koragnina betsaka momban'i Jesosy zahay, fa sarotra ny manazava an'zany hatramin'ny naha gognona ny sofignareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Fa am'zao fotôna zao de tokony ho mpampianatra anareo, nareo de mbola mila ôla hampianatra an'nareo reo fitsipika fototry ny hafatr'Andriamanitra. Ronono no ilainareo, fa tsy ventin-kanina! Fa ny ôla ze misotro ronono fotsiny de tsy ampy traikefa amin'ny hafatry ny famarinana, satria izy de mbola zaza kely. Fa ny ventin-kanina de ho an'reo leibe. Reo de ze vôhofagna tamin'ny fagnavana ny tsara amin'ny ratsy ny fatakarany no ny famatoran-jareo.
\v 12 Fa am'zao fotôna zao de tokony ho mpampianatra anareo, nareo de mbola mila ôla hampianatra an'nareo reo fitsipika fototry ny hafatr'Andriamanitra. Ronono no ilainareo, fa tsy ventin-kanina! \v 13 Fa ny ôla ze misotro ronono fotsiny de tsy ampy traikefa amin'ny hafatry ny famarinana, satria izy de mbola zaza kely. \v 14 Fa ny ventin-kanina de ho an'reo leibe. Reo de ze vôhofagna tamin'ny fagnavana ny tsara amin'ny ratsy ny fatakarany no ny famatoran-jareo.