Thu Dec 03 2020 14:07:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:07:40 -05:00
parent 8e6f7dd332
commit 2ed1e4ad70
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fa rafa natazagna tsigny tamin'ny ôla Andriamanitra, de ozy Izy hoe: "Ndre ho avy ny andro - ozy ny Tompo za de hagnana fanekena vaovao amin'ny taranak'Israely sy ny olon'i Joda za. \v 9 De tsy nitandrina ny fanekena nataoko tamin'ny razan-jareo tamin'ny andro ze nitondrako an'azy reo niala avy taigny amin'ny tany Egypta. Fa zareo de tsy niaigna tao amin'ny fanekena, ary Za de tsy niraharaha an'azy reo ozy ny Tompo.
\v 8 Fa rafa natazagna tsigny tamin'ny ôla Andriamanitra, de ozy Izy hoe: "Ndre ho avy ny andro— ozy ny Tompo— za de hagnana fanekena vaovao amin'ny taranak'Israely sy ny olon'i Joda za. \v 9 De tsy nitandrina ny fanekena nataoko tamin'ny razan-jareo tamin'ny andro ze nitondrako an'azy reo niala avy taigny amin'ny tany Egypta. Fa zareo de tsy niaigna tao amin'ny fanekena, ary Za de tsy niraharaha an'azy reo ozy ny Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Fa izao no fanekena ze ho ataoko amin'ny ôlon'Israely am'zany andro zany - ozy ny Tompo. De ataoko akao antsaignan-jareo ny lalàko, ary hosoratako akao am-pon-jareo kô izany. Ary Za ho Andriamaniny, ary izy reo ho oloko.
\v 10 Fa izao no fanekena ze ho ataoko amin'ny ôlon'Israely am'zany andro zany ozy ny Tompo. De ataoko akao antsaignan-jareo ny lalàko, ary hosoratako akao am-pon-jareo kô izany. Ary Za ho Andriamaniny, ary izy reo ho oloko.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ary de tsy hampianatra ny mpiara-monina sy ny rahalany avy zareo, ka hitare hoe: "Fantaro ny Tompo." Fa hahafantatra Anà daôly ry razeo, manomboka amin'reo kely indrindra ka hatramin'ny geda indrindra. \v 12 Fa Za de hamindra fo amin'ny tsy fahamarinan-jareo, ary hahatsiaro reo fahotany ntsony."
\v 11 Ary de tsy hampianatra ny mpiara-monina sy ny rahalany avy zareo, ka hitare hoe: "Fantaro ny Tompo." Fa hahafantatra Anà daôly ry razeo, manomboka amin'reo kely indrindra ka hatramin'ny geda indrindra. \v 12 Fa Za de hamindra fo amin'ny tsy fahamarinan-jareo, ary tsy hahatsiaro reo fahotany ntsony."

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Amin'ny fitaravana hoe: 'vaovao", de nagnano ny fanekena vôlôny ho talô izy, ary izay efa lany andro sy antitra de efa ankeiky ho levona.
\v 13 Amin'ny fitaravana hoe: 'vaovao," de nagnano ny fanekena vôlôny ho talô izy, ary izay efa lany andro sy antitra de efa ankeiky ho levona.

View File

@ -104,9 +104,9 @@
"08-01",
"08-03",
"08-06",
"08-08",
"08-10",
"08-11",
"08-13",
"09-title",
"10-01",
"10-05",