auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 14:12:46 +08:00 committed by root
parent f11dbaa8dc
commit 1d93532eb0
8 changed files with 8 additions and 8 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Ary\v 1 ny finona no antoka am'reo ra nandrasana tamim-patokisana. Io no porofon'reo ra mitranga ze mbola tsy hita. \v 2 Fa no zany reo razambe de nankatoavina non'ny finon'jareo. Amin'ny finona no hafantarantsika fa ny didin'Andriamanitra nomoronana an'zao tontolo zao, da ze taza-maso de tsy natao tamin'ny ra ze hita maso.
\v 1 Ary ny finona no antoka am'reo ra nandrasana tamim-patokisana. Io no porofon'reo ra mitranga ze mbola tsy hita. \v 2 Fa no zany reo razambe de nankatoavina non'ny finon'jareo. \v 3 Amin'ny finona no hafantarantsika fa ny didin'Andriamanitra nomoronana an'zao tontolo zao, da ze taza-maso de tsy natao tamin'ny ra ze hita maso.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Tamin'ny finona no namindrana an'i Enoka mba tsy aitany fafatesana. "Tsy hita izy, satria nilain'Andriamanitra." Fa talôn'ny nangalàna an'azy, de nijorôna vavolombelona fa nankasitran'Andriamanitra izy. Ary rafa tsisy finona de tsy mety ankasitrahany. Satria ilaina hoe ze magnatogna an'Andiamanitra de tsy maintsy mino fa misy Izy ary Izy no mamaly soa an'reo ze mikaraka an'Azy.
\v 5 Tamin'ny finona no namindrana an'i Enoka mba tsy aitany fafatesana. "Tsy hita izy, satria nilain'Andriamanitra." \v 6 Fa talôn'ny nangalàna an'azy, de nijorôna vavolombelona fa nankasitran'Andriamanitra izy. Ary rafa tsisy finona de tsy mety ankasitrahany. Satria ilaina hoe ze magnatogna an'Andiamanitra de tsy maintsy mino fa misy Izy ary Izy no mamaly soa an'reo ze mikaraka an'Azy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Tamin'ny finona Abrahama, raha nantsovina no nakato sy nande nankaigny amin'ny le tôrana ze hazaôna ho lova. Nande izy tsy nafantatra ze tany nombany. Tamin'ny finona no niaignany taigny am'le tany nampagnantenana ôtran'ny vahiny. Niaigna tao agnaty tragno le izy niaraka tamin'i Isaka Jakoba, reo mpiara-mandova am'le fampagnantenana mitovy. Fa izy nikaraka le tanàna ze managna an'reo fagnorenana, le tanàna ze Andriamanitra no mpamari-tragno sy mpagnorin-tragno.
\v 8 Tamin'ny finona Abrahama, raha nantsovina no nakato sy nande nankaigny amin'ny le tôrana ze hazaôna ho lova. Nande izy tsy nafantatra ze tany nombany. \v 9 Tamin'ny finona no niaignany taigny am'le tany nampagnantenana ôtran'ny vahiny. Niaigna tao agnaty tragno le izy niaraka tamin'i Isaka Jakoba, reo mpiara-mandova am'le fampagnantenana mitovy. \v 10 Fa izy nikaraka le tanàna ze managna an'reo fagnorenana, le tanàna ze Andriamanitra no mpamari-tragno sy mpagnorin-tragno.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Tamin'ny finona, na de Saraha izy tegnany ze momba aza, no nazaôn'i Abrahama ny fahafana ho ray. Nitranga zany na de efa tegna antitra aza izy, satriaa neverina ho ôtran'ny le matoky namena le fampagnantenana izy. (Fagnamarihana: Misy fagnontanena momban'ny hoe ny finoan'i Abrahama sa ny finoan'i Saraha no nasongadiagna. "Tamin'ny finona i Saraha na de efa antitra aza izy no nazaôny hery hanagn'anaka, na de efa tegna antitra aza izy hitondra zaza, satria nihevitra le nagnome le fampagnatenana an'azy ho matoky.") No zany avy am'zany leila zany, ze efa ho foaty, no nahateran'reo ze ôtran'reo kintana aigny an-dagnitra ny habetsahany sy ôtran'ny fasika magnamorona ny ranomasina, ze tsy vôisa.
\v 11 Tamin'ny finona, na de Saraha izy tegnany ze momba aza, no nazaôn'i Abrahama ny fahafana ho ray. Nitranga zany na de efa tegna antitra aza izy, satriaa neverina ho ôtran'ny le matoky namena le fampagnantenana izy. (Fagnamarihana: Misy fagnontanena momban'ny hoe ny finoan'i Abrahama sa ny finoan'i Saraha no nasongadiagna. "Tamin'ny finona i Saraha na de efa antitra aza izy no nazaôny hery hanagn'anaka, na de efa tegna antitra aza izy hitondra zaza, satria nihevitra le nagnome le fampagnatenana an'azy ho matoky.") \v 12 No zany avy am'zany leila zany, ze efa ho foaty, no nahateran'reo ze ôtran'reo kintana aigny an-dagnitra ny habetsahany sy ôtran'ny fasika magnamorona ny ranomasina, ze tsy vôisa.

View File

@ -1 +1 @@
Tao amin'ny finona iregny dahôly regny no maty tsy nandry an're fampagnatenana. Fa kosa tafan'ny nahitana sy niarabana an'azy reo avy aigny alavitra, de nagneky zareo fa vahiny sy sesi-tany, aty an-tany. Hoan'reo ze mitare ôtran'zany ra zany de mazava fa mikaraka tanindrazana zareo.
\v 13 Tao amin'ny finona iregny dahôly regny no maty tsy nandry an're fampagnatenana. Fa kosa tafan'ny nahitana sy niarabana an'azy reo avy aigny alavitra, de nagneky zareo fa vahiny sy sesi-tany, aty an-tany. \v 14 Hoan'reo ze mitare ôtran'zany ra zany de mazava fa mikaraka tanindrazana zareo.

View File

@ -1 +1 @@
Raha nieritreritra ny firenena ze nialany zareo, de mety nanagna fahafahana hiverina. Fa salan'zany, nagniry firenena tsaratsara kokô zareo, ka zany le aigny an-dagnitra. No zany tsy mamegnatra an'Andriamanitra ny vôantso hoe Andriamanitr'izy reo, ka nanomagna, tanàna ho an'jareo Izy.
\v 15 Raha nieritreritra ny firenena ze nialany zareo, de mety nanagna fahafahana hiverina. \v 16 Fa salan'zany, nagniry firenena tsaratsara kokô zareo, ka zany le aigny an-dagnitra. No zany tsy mamegnatra an'Andriamanitra ny vôantso hoe Andriamanitr'izy reo, ka nanomagna, tanàna ho an'jareo Izy.

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny finona'i Abrahama rafa notsapaina, de nanolotra an'i Isaka. Io no razagny là tokana ze natolony, izy le nahazo an'reo fampagnantenana. Tamin'i Abrahama no nilazana hoe: "Amin'ny alalan'Isaka no hanomdroana an'reo taranakao." Abrahama de nihevitra fa Andriamanitra de havita hanangana an'Isaka amin'ny maty, ary amin'ny heviny amin'ny ôtra, avy tam-jareo no hazaôna an'azy ndre.
\v 17 \v 18 \v 19 Tamin'ny finona'i Abrahama rafa notsapaina, de nanolotra an'i Isaka. Io no razagny là tokana ze natolony, izy le nahazo an'reo fampagnantenana. Tamin'i Abrahama no nilazana hoe: "Amin'ny alalan'Isaka no hanomdroana an'reo taranakao." Abrahama de nihevitra fa Andriamanitra de havita hanangana an'Isaka amin'ny maty, ary amin'ny heviny amin'ny ôtra, avy tam-jareo no hazaôna an'azy ndre.

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny finona momban'reo ra ho avy kô no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao. Tamin'ny finona Jakoba, tam'ze efa ho foaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiraikaraika avy. Nivavaka Jakoba, nitehina tamin'ny lohan'ny tehiny. Tamin'ny finona Josefa, rafa nagnakeky ny fefarany, no niresaka ny fengan'ny zanak'Israely avy aigny Egypta ary nagnarafany ny amin'ny tôlany.
\v 20 \v 21 \v 22 Tamin'ny finona momban'reo ra ho avy kô no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao. Tamin'ny finona Jakoba, tam'ze efa ho foaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiraikaraika avy. Nivavaka Jakoba, nitehina tamin'ny lohan'ny tehiny. Tamin'ny finona Josefa, rafa nagnakeky ny fefarany, no niresaka ny fengan'ny zanak'Israely avy aigny Egypta ary nagnarafany ny amin'ny tôlany.