Thu Dec 03 2020 11:37:12 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 11:37:12 -05:00
parent fb09f4f0af
commit 0994123885
3 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Fa iza tam'reo anjely no nitinenan'Andriamanitra tamin'ny fotôna daôly hoe: "Mipitrà akeo amin'ny tagnana ankavanako mandra-pagnanôvako reo favalonao ho seza ho an'ny tongotrao?" Reo anjely daôy tsy fagnahy manompo, sy nalefa hiahy reo ze handova ny famonjena?
\v 13 Fa iza tam'reo anjely no nitinenan'Andriamanitra tamin'ny fotôna daôly hoe: "Mipitrà akeo amin'ny tagnana ankavanako mandra-pagnanôvako reo favalonao ho seza ho an'ny tongotrao?" \v 14 Reo anjely daôy tsy fagnahy manompo, sy nalefa hiahy reo ze handova ny famonjena?

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Enao de nagnano ny ôla ambany kely no reo anjely; nosatrônao satro-boninahitra tam'voninahitra sy dera izy. (Fanamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de miampy hoe: "Ary enao nametraka an'azy ambonin'reo asan'ny tagnanao.") \v 8 Ny ra daôly de nampagnikenao akeo ambanin'ny tongony. Fa ho an'azy no nampagniken'Andriamanitra ny ra daôly. Tsy namela na ino na ino izy ka tsy nampagnikeny an'azy. Fa am'zao tsika de tsy mbola mahita ny ra daôly nampagnikena an'azy.
\v 7 Enao de nagnano ny ôla ambany kely no reo anjely; nosatrônao satro-boninahitra tam'voninahitra sy dera izy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de miampy hoe: "Ary enao nametraka an'azy ambonin'reo asan'ny tagnanao."] \v 8 Ny ra daôly de nampagnikenao akeo ambanin'ny tongony. Fa ho an'azy no nampagniken'Andriamanitra ny ra daôly. Tsy namela na ino na ino izy ka tsy nampagnikeny an'azy. Fa am'zao tsika de tsy mbola mahita ny ra daôly nampagnikena an'azy.

View File

@ -46,12 +46,14 @@
"01-04",
"01-06",
"01-08",
"01-10",
"01-13",
"02-title",
"02-01",
"02-02",
"02-05",
"02-07",
"02-09",
"02-11",
"02-13",
"02-16",
"03-01",