1 line
374 B
Plaintext
1 line
374 B
Plaintext
\v 5 \v 6 \v 7 Ary nisy Jiosy ze nipetraka tao Jerosalema, ôlon'Andriamanitra, avy amin'ny firenena daôly ambanin'ny lagnitra. Rafa naregny an'zany feo zany reo vahôka de nitarognona, sady sahiran-tsaigna satria ny tsiraikaraika de samy naregny an-jareo nitare tam'fiteniny avy. Zareo de magnana sy gaga; nitare hoe: "Marina, fa tsy reo daôly mitare reo ma no Galiliana? |