1 line
325 B
Plaintext
1 line
325 B
Plaintext
\v 30 No zany zareo, daôly vôrôka, de nidigna taigny Antiokia; avy teo zareo de namory ny vahôka niaraka, ary nanolotra le taratasy zareo. \v 31 Rafa vôvakin'jareo zany, de nifaly zareo no ny fampaerezana. \v 32 Joda sy i Silasy, mpaminagny iany kô, de nankahery reo rahalà tamin'ny teny betsaka sy nampahery an'jareo. |