|
\v 33 Raha nareigny zany reo tao amin'ny fitsarana de sosy zareo ary nitady hamono reo apostoly. \v 34 Fa nisy Fariseo raika atao hoe: Gamaliela, mpampianatra lalàna, ze najain'ny ôla daôly, nitsangana ary nagnome baiko mba havôka kely aigny avelagny reo apostoly. |