auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-08 07:59:38 +08:00 committed by root
parent 150a26e6e1
commit dc53835d28
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nandany fotôna betsaka zahay, eaf dila iany kô ny fotôna fifaden-kanin'reo Jiosy, ary efa lasana nampidi-doza ny miondrana an-tsambo. Ka de nampitandrina an'jareo Paoly, ary nitare hoe: "Ry leilà, hitako fa ty de ze ho ataontsika ty de hisy faratrana sy fatinatoka betsaka, tsy ho an'ny entana sy ny sambo fôgna, fa ho an'ny aignantsika kô." Fa ny kapiteny nagnome lanja betsaka ny mpitondra sy ny tompon'ny sambo no reo ra ze vôlazan'i Paoly.
\v 9 \v 10 \v 11 Ary nandany fotôna betsaka zahay, eaf dila iany kô ny fotôna fifaden-kanin'reo Jiosy, ary efa lasana nampidi-doza ny miondrana an-tsambo. Ka de nampitandrina an'jareo Paoly, ary nitare hoe: "Ry leilà, hitako fa ty de ze ho ataontsika ty de hisy faratrana sy fatinatoka betsaka, tsy ho an'ny entana sy ny sambo fôgna, fa ho an'ny aignantsika kô." Fa ny kapiteny nagnome lanja betsaka ny mpitondra sy ny tompon'ny sambo no reo ra ze vôlazan'i Paoly.

View File

@ -1 +1 @@
Satria ao am'seragnana de tsy mora raha hijanonana mandritry ny ririnina, de betsaka tam'reo mpetsambo no nagnatoro hevitra ny hiondrana hiala teo, fa ndraindray mbô afaka mizotra makaigny an'tanànan'ny Foiniksa am'fara herinay, mba hipetraka aigny mandritry ny ririnina. Foiniksa de saragnana aigny Kreta, ary magnatrika ny magnavaratra andrefana sy ny magnatsimo-andrefana zany. Rafa nanomboka nitsoka malefaka ny rivotra avy aigny atsimo, de nihevitra reo tantsambo fa nanagna ze nilain'jareo. Ka de nampakatra ny vatofantsika ary niondrana nagnaraka an'i Kreta zareo, nagnakeky ny moron-dranomasina.
\v 12 \v 13 Satria ao am'seragnana de tsy mora raha hijanonana mandritry ny ririnina, de betsaka tam'reo mpetsambo no nagnatoro hevitra ny hiondrana hiala teo, fa ndraindray mbô afaka mizotra makaigny an'tanànan'ny Foiniksa am'fara herinay, mba hipetraka aigny mandritry ny ririnina. Foiniksa de saragnana aigny Kreta, ary magnatrika ny magnavaratra andrefana sy ny magnatsimo-andrefana zany. Rafa nanomboka nitsoka malefaka ny rivotra avy aigny atsimo, de nihevitra reo tantsambo fa nanagna ze nilain'jareo. Ka de nampakatra ny vatofantsika ary niondrana nagnaraka an'i Kreta zareo, nagnakeky ny moron-dranomasina.

View File

@ -1 +1 @@
Fa afaka fotôna foika de nisy tafio-drivotra mahery, nantsovina hoe Eoraklydona, nanomboka namely mafy avy aigny am'nosy. Rafa tratry ny tafiotra ny sambo ary tsy afaka nanotra ny rivotra ntsony, de tsy maintsy nagnome lalana ny tafiotra zahay ary nentin'ny rivotra nivezivezy. Nentsambo nagnaraka ny morogn'ny nosy kely raika antsovina hoe Kaoda zahay, ary tam-pasahiranana no nafahanay niaro ny lakana famonjena aigna.
\v 14 \v 15 \v 16 Fa afaka fotôna foika de nisy tafio-drivotra mahery, nantsovina hoe Eoraklydona, nanomboka namely mafy avy aigny am'nosy. Rafa tratry ny tafiotra ny sambo ary tsy afaka nanotra ny rivotra ntsony, de tsy maintsy nagnome lalana ny tafiotra zahay ary nentin'ny rivotra nivezivezy. Nentsambo nagnaraka ny morogn'ny nosy kely raika antsovina hoe Kaoda zahay, ary tam-pasahiranana no nafahanay niaro ny lakana famonjena aigna.

1
27/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa nam