diff --git a/25/25.txt b/25/25.txt index 6c24e45..f41f29d 100644 --- a/25/25.txt +++ b/25/25.txt @@ -1 +1 @@ -Fantatro fa tsy nagnano na ino na ino ze tokonny hafaty an'azy izy; satria nagnataka ho aigny amin'ny Amperora izy, de nanapkevitra ze handefa an'azy ho aigny. Saingy tsy de mavesa-danja ny ra sarotra ho aigny amin'ny Amperora. No zany antony zany de nentinko aketo aminareo izy, indrindra aminao, Agr \ No newline at end of file +Fantatro fa tsy nagnano na ino na ino ze tokonny hafaty an'azy izy; satria nagnataka ho aigny amin'ny Amperora izy, de nanapkevitra ze handefa an'azy ho aigny. Saingy tsy de mavesa-danja ny ra sarotra ho aigny amin'ny Amperora. No zany antony zany de nentinko aketo aminareo izy, indrindra aminao, Agripa Mpanjaka, mba anagnako ra maro soratana momba an'le raharaha. Satria ôtran'ny tsy mety aminà ny mandefa gadra sy tsy milaza ze emmpangana an'zy kô. \ No newline at end of file