auto save
This commit is contained in:
parent
733e7d7cb9
commit
a2cc21e142
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 6 Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!" \v 4 Kornelio nitodika tam'le anjely ary tegna reki-tatra ka niteny hoe: "Fa ino ty tompoko?" le anjely niteny tam'azy hoe: Ny vavakao sy ny fagnomezanao ho an'ny mahantra de tafakatra ho fagnati-patserovana akeo agnatrehan'Andraiamanitra. \v 5 Ary magnirà leila hankaigny amin'ny tananan'ny Jopa mba hiaka an'le leila raika atao hoe: Simona izy, ze antsovigna hoe Petera. Mipetraka miaraka amin'ny mpandoko hoditra antsovigna hoe Simonaaigny amoron-dranomasina ny tragnony.
|
||||
\v 3 \v 6 Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!" \v 4 Kornelio nitodika tam'le anjely ary tegna reki-tatra ka niteny hoe: "Fa ino ty tompoko?" le anjely niteny tam'azy hoe: Ny vavakao sy ny fagnomezanao ho an'ny mahantra de tafakatra ho fagnati-patserovana akeo agnatrehan'Andraiamanitra. \v 5 Ary magnirà leila hankaigny amin'ny tananan'ny Jopa mba hiaka an'le leila raika atao hoe: Simona izy, ze antsovigna hoe Petera. Mipetraka miaraka amin'ny mpandoko hoditra antsovigna hoe Simona izy, aigny amoron-dranomasina ny tragnony.
|
Loading…
Reference in New Issue