diff --git a/15/27.txt b/15/27.txt index 82ed76b..1d0aa48 100644 --- a/15/27.txt +++ b/15/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 \v 29 No zany zahay de magniraka an'i Joda sy i Silasy, ze hilaza aminareo io ra io iany amin'ny tenin'jareo manokana. Fa ôtran'ny tsara amin'ny Fanahy Masina sy aminay, ny tsy hampitondra an'nareo entana mavesatra no reo tegna ilaina reo: mba hialanareo am'reo ra nataonareo ho fagnatitra am'reo sampy, rà, reo ra vôkenda, ary avy amin'ny favetavetana. Raha mitandrina ny tegna \ No newline at end of file +\v 27 \v 28 \v 29 No zany zahay de magniraka an'i Joda sy i Silasy, ze hilaza aminareo io ra io iany amin'ny tenin'jareo manokana. Fa ôtran'ny tsara amin'ny Fanahy Masina sy aminay, ny tsy hampitondra an'nareo entana mavesatra no reo tegna ilaina reo: mba hialanareo am'reo ra nataonareo ho fagnatitra am'reo sampy, rà, reo ra vôkenda, ary avy amin'ny favetavetana. Raha mitandrina ny tegnanareo am'zany nareo, de ho tsara aminareo zany. Veloma." \ No newline at end of file