auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 22:12:54 +08:00 committed by root
parent b059c29106
commit 7c0fc0f377
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa reo mpino ze niparitaka de nande nitory ny teny. Filipo de nidigna taigny amin'ny tanàn-deiben'ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin-jareo.
\v 4 \v 5 Fa reo mpino ze niparitaka de nande nitory ny teny. Filipo de nidigna taigny amin'ny tanàn-deiben'ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nareigny sy natazagna reo famantarana ze nataon'i Filipo ny vahôka maro, de nifantoka tsara tam'ze nolazainy zareo. Reo fagna maloto de nivôka tamin'reo maro ze nidirany, ka nihaikaika mafy, ary maro tamin'reo malemy sy kilemaina no sitragna. Noho zany de nisy fifalena leibe takao am'le tanàna-deibe.
\v 6 \v 7 \v 8 Rafa nareigny sy natazagna reo famantarana ze nataon'i Filipo ny vahôka maro, de nifantoka tsara tam'ze nolazainy zareo. Reo fagna maloto de nivôka tamin'reo maro ze nidirany, ka nihaikaika mafy, ary maro tamin'reo malemy sy kilemaina no sitragna. Noho zany de nisy fifalena leibe takao am'le tanàna-deibe.