auto save
This commit is contained in:
parent
510c65bf2a
commit
62da2b1855
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 42 \v 43 \v 44 Ny tetik'reo miaramila de ny hamono reo gadra mba tsisy am-jareo ho afaka ande hilomamo ka hilefa. Fa le kapiteny te-hamonjy an'i Paoly, ka de najanony ny tetin'jareo; ary nameny baiko reo mahay milomamo mba hilatsaka ambelagn'ny sambo alô ary ho eigny an-tanety. Avekeo tokony hanaraka ny ambin'reo leilà, ny sasagny ambony kakazo fisaka, ary ny sasa
|
||||
\v 42 \v 43 \v 44 Ny tetik'reo miaramila de ny hamono reo gadra mba tsisy am-jareo ho afaka ande hilomamo ka hilefa. Fa le kapiteny te-hamonjy an'i Paoly, ka de najanony ny tetin'jareo; ary nameny baiko reo mahay milomamo mba hilatsaka ambelagn'ny sambo alô ary ho eigny an-tanety. Avekeo tokony hanaraka ny ambin'reo leilà, ny sasagny ambony kakazo fisaka, ary ny sasagny ambony ra hafa avy tao am'sambo. Ôtran'zany no nibôgna ka ny daôly taminay de tonga sôman-tsara taigny an-tanety?
|
Loading…
Reference in New Issue